Politique

Kaominina Antananarivo Renivohitra Naato avokoa ireo «Chargés de mission» 20 mahery


  • Zoma 09 Oktobra 2015

Manomboka ny fanadiovana ao amin’ny Lapan’ny tanŕnan’Antananarivo.

 

Taorian’ny fanapahan-kevitra voalohany noraisin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mikasika ny fampiatoana ny asa fanotofana sy fanalana tany ary fitaterana tany nesorina na hanotofana eto amin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, dia nofoanany nanomboka omaly ihany koa ireo «Chargés de mission» 20  mahery niasa nanodidina ny filohan’ny Delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo, miaraka amin’ny misahana ny fampitam-baovaon’ny Kaominina. Etsy an-kilany dia efa mametraka tsikelikely ireo olona hisahana andraikitra ambony eo anivon’ny Kaominina ny Ben’ny tanàna.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT