Politique

Kandida filoham-pirenena Lojika raha mahazaka vahoaka daholo


  • Zoma 10 Aogositra 2018

Raha boriboriana dia 27 tapitrisa eo no isan’ny Malagasy raha ny fanisam-bahoaka farany. Lojika raha mahazaka vahoaka daholo izay kandida nanao famoriam-bahoaka rehetra.

Toy ny efa nisy hatramin’izay dia samy tia jerijery sy te hahazo vola ny olona, araka ny nambaran’ilay mpanao politika sady mpahay fiarahamonina iray izay hoe fety ny propagandy. Ny fifidianana amin’ny 7 novambra ho avy izao ihany no azo hitsarana izay tena mamim-bahoaka marina. Ny irariana dia ny hangaraharany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT