Politique

Jeneraly Noel Rakotonandrasana Hotsaraina amin’ny 5 mey


  • Zoma 24 Aprily 2015

Hiakatra fitsarana (Cour Criminelle Ordinaire) etsy Anosy ny jeneraly Noel Rakotonandrasana, minisitry ny fiarovam-pirenena nandritra ny fitondrana tetezamita, ny 5 mey ho avy izao. Izany hoe andro vitsy aorian’ny fiafaran’ny dinika nasionaly momba ny fampihavanam-pirenena tarihan’ny FFKM.

 

Anisan’ireo nosamborina noho ny raharaha BANI tamin’ny 2010 ny jeneraly Noel Rakotonandrasana ary nalefa tany am-ponja. Nafahana ary nomena famotsoran-keloka avy eo. Mbola tany am-ponja izy no nenjehana ho tao ambadiky ny raharaha 1er RFI. Mipetraka ny fanontaniana hoe : mahakasika izany ihany ve ity fitsarana azy amin’ny 5 mey ity sa inona ?

Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT