Politique

Jean Ravelonarivo Tsy maintsy hirosoana ny fifidianana


  • Alakamisy 06 Desambra 2018

Nanao fanambarana tetsy amin’ny foiben’ny antokony tetsy Antsahabe indray omaly ny kandida filoham-pirenena,

 

 Jean Ravelonarivo fa hanohana kandida ihany fa tsy araka ny nambarany teo aloha. Mikasika ny tsikerany momba ny tsy fahatomombanan’ny fikarakarana fifidianana hatrany am-boalohany kosa dia nohamafisiny fa miaiky izany izy. Efa nanambara foana ny tenako fa tsy maintsy hirosoana ny fifidianana ary ny lasa dia nametraka tantara saingy afaka miova ny zava-drehetra. Tsy afaka manova io lisi-pifidianana io intsony isika fa ny manatsara azy no azo atao. Nanao antsoavo ny CENI moa izy mba hanentana hatrany ny mpiara-belona hazoto hifidy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT