Politique

Hosoka tamin`ny fifidianana Maro be ny fitoriana voaray


  • Alakamisy 20 Desambra 2018

Maro loatra ny fitoriana sy resaka manodidina ny fanaovana hosoka tamin`ity fihodinana faharoa ity. Manoloana izany, nampita vaovao ny Lehiben’ny Fampanoavana eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo, Razafimelisoa Odette Balisama.

 

  Araka izany, niara-natontosa fidina teny amin’ny Trano printim-pirenena sy teny amin’ny fokontany nahazahoana fitoriana ny Fampanoavana sy ireo Opj iraky ny « Cellule mixte » iarahan’ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena hatramin’ny afak`omaly satria manana andraikitra amin’ny fanatanterahana ny fifidianana mangarahara sy eken’ny rehetra ny Fitsarana. Nogiazana avokoa ireo milina ireo “stock”n`ny kara-panondrom-pirenena sy karatra ireo. Voarakitra eo anilan’izany  ny tsy fanaovana ny fidinana teny amin’izay Fokontany naharaisana fitarainana mba hanamarinana na mitombona na tsy mitombona ny vaovao voaray. Ny vokatra azo tamin’izany hetsika izany kosa dia fanapahan-kevitra rehetra izany no noraisina hoy ny Lehiben’ny Fampanoavana, dia ny mba hialana amin’ny ahiahy tsy hihavanana, indrindra amin’izao fotoanan’ny fifidianana izao.. Manome antoka sy toky amin`ny vahoaka malagasy ny ao fitsarana fa tsy maintsy handray ny andraikiny .

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT