Politique

Hetsika Faha-15 taonan’ny TIM Mahamasina Naneho ny heviny ireo mpomba an’i Dada


  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018

Taorian’ny hetsiky ny TIM niaraka tamin’i Dada tetsy Mahamasina tamin’ny sabotsy 25 aogositra teo dia manana ny heviny tamin’iny hetsika iny ireo mpomba azy.

 


Ravoajanahary Antananarivo

« Arahabaina ny TIM nahavita ny famaranana ny fanamarihana ny faha-15 taonany tamim-pilaminana. Amiko dia hita fa efa manana traikefa amin’ny lafim-pitantanana rehetra ny prezida Marc Ravalomanana ka tena noporofoiny nivantana teto Mahamasina izany. »


 

Randrianantenaina Lala Yves Moramanga

« Amin’ny maha filohan’ny « Jeune Tim Moramanga » ahy dia nisolotena ireo namako marobe any Moramanga aho niaraka tamin’ny delegasion’Alaotra Mangoro nanatrika ny famaranana ny faha-15 taonan’ny TIM teto Mahamasina. Tena nampihetsi-po anay avy any Moramanga ny ho fiarovana ny tanin’ny Malagasy hataon’i Dada amin’ny ho avy mba tsy hanjakan’ny vahiny intsony. Maniry koa izahay any Moramanga ny handefasana ny Mbs Radio sy Tele any aminay tsy ho ela. »

 


Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT