Politique

Hery Rajaonarimampianina “Tsy ekena ny fihantsiana sy fambolena korontana”


  • Alatsinainy 30 Martsa 2015

Nifandraika ny zava-nisy teto Antananarivo ny lahatenin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery tao Fenoarivo Atsinanana, nandritra ny fitsidihany voalohany tany an-toerana taorian’ny herintaona nahalany azy.

 

 

 “Tsy azo ekena ny fihantsiana sy ny korontana. Efa ampy izay ady politika sy sakoroka lava teto izay”, hoy ny filoha. Mbola nohamafisiny fa “tsy maintsy ampiharina ny lalàna ho tombontsoan’ny vahoaka malagasy”. Hentitra koa Atoa Rajaonarimampianina nilaza fa “avelao hiasa ny fitondram-panjakana. Efa misy ny ezaka atao izao, ny tanjona napetrako rahateo amin’ity taona ity dia ny fanadiovana sy fahadiovana, ka anisan’izany ny fanakorontanana sy ny fihantsiana”.

 

Rakoutou

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT