Politique

Hery Rajaonarimampianina Hihazo an’i Addis Abeba anio


  • Alakamisy 29 Janoary 2015

Hiala an-tanindrazana anio ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, hihazo an’i Addis Abeba, hamonjy ny fihaonana an-tampony faha-24 ny Vondrona Afrikanina

 

, hatao ny 30 sy 31 janoary ao an-drenivohitr’i Etiopia. Mialoha izay dia manao pi-maso amin’ireo mpandraharaha avy amin’ny sehatra tsy miankina ny filoha, ka handray ireto farany eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha anio maraina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT