Politique

Hery Rafalimanana Kandidan’ny Hvm


  • Talata 07 Jolay 2015

Ofisialy ankehitriny fa ny kandida Hery Rafalimanana no hotohanan’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara amin’ny fifidianana ben’ny tanŕna eto Antananarivo Renivohitra

 

. Izany no fantatra nandritra ny fiofanan’ireo “mandataire” ny antoko omaly tetsy amin’ny foiben’izy ireo tetsy Antanimena. Misy kandidan’ny antoko Hvm avokoa ny fari-pifidianana 1695 eran’i Madagasikara ka Antananarivo sy kaominina iray any ambanivohitr’i Bekily iray ihany no iarahan’ny antoko Hvm miasa amin’ny antoko hafa. Niompana amin’ny tsara ho fantatra rehetra amin’ny fiatrehana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ny fiofanana natao omaly ka ny tanjona dia ny hifehezana manontolo ihany koa ny Antenimieran-doholona hatrany amin’ny fifidianana ny filohany, hoy ny minisi-panjakana Rakotovao Rivo. “Aiza no hisy antsika raha sanatria ka lasan’ny mpanohitra ny toeran’ny filohan’ny Antenimieran-doholona ?”, hoy ny minisitra filohan’ny antoko Hvm


Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT