Politique

Guy Rivo Randrianarisoa Maika ny “Coup d’arręt” hanafoanana ny fahantrana


  • Alarobia 19 Novambra 2014

Maika ny hanaovana ny “coup d’arręt” hanafoanana ny fahantrana fa efa miady ny samy Malagasy noho ny fahasahiranana, mikaikaika ny

vahoaka, hoy ny solombavambahoaka Guy Rivo Randrianarisoa nanoloana ny praiminisitra sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta tonga teny Tsimbazaza omaly. Tokony hanangana orinasam-panjakana vaovao isika, toy ny Total an’ny frantsay, hoy hatrany ity kestora fahatelo eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ity fa tsy hionona amin’ny haba 2% aloan’ireo orinasa mitrandraka harena ankibon’ny tany misy eto.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT