Politique

Gadra politika 2009 Mitaky ny hanonerana ny fahavoazany


  • Alakamisy 29 Janoary 2015

Hifamory etsy Bel Air ireo gadra politika sy niharam-boina noho ny raharaha 2009 amin’ny sabotsy izao. Roa ny lahadinika hodinihina amin’io, dia ny fangatahana fanonerana amin’ny fahavoazana nahazo azy ireo, ho fampiharana ny andininy faha-26 ao amin’ny tondrozotra izay efa

 

lalàna rahateo. Eo koa ny hananganana fikambanana sy ny birao hitantana azy, izay ny Me Noro Rabemananjara no mitarika azy vonjimaika amin’izao. Anisan’ireo lasibatra tamin’ireny raharaha 2009 ireny rahateo ny tenany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT