Politique

Fokontany Antanetibe Antehiroka Manana ny maha izy azy


  • Alarobia 17 Jona 2015

Miavaka amin’ireo fokontany mandrafitra ny kaominina ambanivohitra Antehiroka ny fokontany Antanetibe. Tsy mba mifandray mivantana amin’ireo fokontany mpifanolobodi-rindrina mantsy ny misy azy fa voahodidin’ireo fokontany ao anatin’ny kaominina Talatamaty

 


 

. Azo ambara fa mitokana tokoa amin’ireo fokontany 9 izy saingy tsy ambakan’ireo fokontany 8 hafa ny fampandrosoana ifotony iainan’ny mponina ao an-toerana. Ankoatra ny herimpo sy ny ezak’ireo vahoaka tamin’ny fananganana ivontoerana famohazan-tsain’ireo kilonga madinika izay notohanan’ny mpitantana ny kaominina Antehiroka dia misitraka fotodrafitrasa maro ihany koa ny fokontanin’Antanetibe toy ny lalankely na ny tetezana vita amin’ny lalo-tsimenitra matevina mampitohy azy amin’i Talatamaty, ny arabe hifamoivoizan’ny fiarakodia ao Ambohiminono avaratra sy Ambohitravao, ny lalana rarivato ao Ambatotokana. Zava-bita efa sitrahan’ny mponina ao Antanetibe ihany koa ny birao ifoton’ny fananantany, ny toerana fanasan-damba ary ny fanajariana ny tany.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT