Politique

Foko TIM Ambodimita Nanatanteraka fihaonambe ho fanomanana ny faradoboka


  • Zoma 02 Novambra 2018

Ho fanomanana ny FARADOBOKA amin’ny fampielezan-kevitry ny kandida n°25, Marc Ravalomanana, ho tontosaina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina rahampitso sabotsy 3 novambra 2018 dia nanatanteraka meeting ho fampandaniana an’ity kandida n° 25

 

 

 

 

ity ny FokoTIM Ambodimita tamin’ny alarobia 31 oktobra lasa teo  ary nilokaloka fa vonona hanome ny vato ambony indrindra hampandresena an’i Dada Marc Ravalomanana ny ao amin’ny Fkt Ambodimita, Nitarika sy nanotrona ary nanome toromarika tamin’izany hetsiksa izany ny depiote TIM,  Marie Horace Rasoanoromalala, notronon’ny filoha lefitry ny DISTIM  6 e, ny Mpanentana TIM 6e, ny filohan’ny Foko TIM Ambodimita ary ny mpitarika ny  Vehivavy TIM Ambodimita.


Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT