Politique

Fitondrana HVM Miaiky fa mahazaka olona ireo depiote 73


  • Sabotsy 26 Mey 2018

Ben’ny tanàna miisa 1 000 miampy parlemantera 57, ombam-bady aman-janaka sy izay olon-kafa hafarany isam-paritra no hamenoan’ny fitondrana HVM ny Coliseum Antsonjombe anio.

Tsy tsiahivina intsony ireo fahafaham-baraka nahazo ity antoko ity tamin’ireo famoriam-bahoaka notontosainy teto Antananarivo nanomboka ny volana aprily teo no ho nankaty fa ny mahatsikaiky kosa ankehitriny dia ny fiaikeny fa mahazaka olona ihany ireo depioten’ny fanovana miisa 73 etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey. Tokony hajanona, hoy izy ireo, raha fintinina ny voalazan’ny solontenany tamin’ny herinandro ny hetsika eo amin’ity kianja ity. Midika izany fa tsapan’izy ireo ihany fa mahavita mampikatso ireo masinim-pandraharahana eto amin’ny firenena « izay depiote miisa 73 ». Tsapan’izy ireo ihany koa fa maro mpanara-dia ireto depiote ireto matoa misy izany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT