Politique

Fitakiana famoahana an’i Dada Miantso firaisankiana ny VOT


  • Alakamisy 13 Novambra 2014

Miantso ny firaisankinan’ireo rehetra mitaky ny hamerenana ankalalahana ny filoha Marc Ravalomanana eo anivon’ny fianakaviany eny Faravohitra ny fikambanana Vondron’olon-tsotra (VOT) manohana ny filoha Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalŕna

Nisy ny fihaonana fampitam-baovao sy fifanakalozan-kevitra ho amin’izay famondronan-kery sy firaisankina izay, nifanaovan’ny VOT tamin’ireo fikambanana sy olon-tsotra maro nanoina ny antson’izy ireo tetsy amin’ny hotely Nalugaro 67ha omaly. Samy naneho fahavononana ny hanohy sy hanamafy ny fitakiana ny hamoahana tsy misy fepetra sy tsy misy hatak’andro ny filoha Marc Ravalomanana izy ireo tamin’io omaly io, ho fanamafisana ny hetsika nitetezana masoivoho nataon’ny VOT hatramin’ny fiandohan’ity herinandro ity, ka nanateran’izy ireo taratasy mamaky bantsilana ny fitsabatsabahan’ny Frantsay amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena sy ny tsy fanajana ny zon’olombelona ary mitaky ny hamoahana ny filoha Marc Ravalomanana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT