Politique

Fisorohana ny herisetram-pifidianana Hobeazina ny mpifidy


  • Zoma 31 Aogositra 2018

Hofanina hatrany ireo mpampiofana izay hisahana ny resaka fanabeazana ara-pifidianana eto amintsika manerana ny Nosy, hoy ry zareo avy eo anivon’ny CENI na ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana.

Notontosaina tetsy amin’ny Motel Anosy omaly ary hotohizana anio ny hetsika. Toy ny mahazatra dia nidirana foana ny mikasika ny dingana misy rehetra eo amin’ny tontolom-pifidianana eto Madagasikara, ny maha zava-dehibe ny fifidianana, ny fanabeazana maha olompirenena sy ara-pifidianana. Nanomboka nidirana lalindalina kokoa ny andraikitry ny mpifidy mba hisorohana ny herisetra vokatry ny fifidianana. Andrasana moa ny fidinana ifoton’ireto mpampiofana ireto mikasika izay.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT