Politique

FIMAPRO Mitsipaka ny fizarana an’Antananarivo


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Mitsipaka ny fizarazarana an'Antananarivo atao ankehitriny ny antoko FIMAPRO ( Front pour l'Innovation de MAdagascar et la PROtection du citoyen), hoy ny filohany, Manda Andriamarosolo. Ny olana hatrizay nisy teto ary mbola misy eto mantsy dia ny tsy fahampian'ny vina, ny vola ary ny olana eo amin'ny fitantanana.

 
Tsipihiko, hoy izy, fa ny fampianarana no fototry ny fampandrosoana ny maha olona sy ny lafiny hafa rehetra  toy ny toekarena, sosialy, politika … Tokony homena fanabeazana mendrika sy mifanaraka amin'ny tontolony ny Malagasy tsirairay ahafahany mampandroso ny taniny amin'ny alalan'ireo harena ananan'i Madagasikara, ka tena avahana amin’izany ny fanabeazana homena ny eny ambanivohitra sy ny ety an-tanàn-dehibe, ka amin'izany dia  izy no tena tompony fa tsy ny vahiny tsy akory fa ho mpiara-miombon’antoka fotsiny ireny. Satria efa mafy ny fiainan'ny Malagasy ka tsy tokony hifampiandrasana na hifanoherana intsony izay atao eto, hoy Atoa Manda, ka mijoro ny FIMAPRO ho mpanolotra hevitra hoenti-manorina Madagasikara vaovao ho an'ny Malagasy fa tsy ho mpanohitra bontolo ny fitondrana tsy akory.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT