Politique

Fikambanana Za’Gasy Hanohana ny safidim-bahoaka


  • Alarobia 05 Desambra 2018

Tao anatin’ny fanatatanterahana ny andiany faha-3 amin’ny hetsika Sabotsy Fifanampiana fanaony isan-kerinandro ka niompanan’izany tamin’ny fanadiovana an’ireo fokontany 24 mandrafitra ny

 

 

 Boriborintany faha-2 misy ny foibeny ary koa ny fandrarahana DDT tany amin’ny tranon’ireo mpikambana ao aminy no nanambaran’ny filohan’ny Za’Gasy, Ratiharison Jean Navandahy,  teny amin’ny fokontanin’Andohan’i Mandroseza tamin’ny sabotsy 2 desambra 2018 teo fa mahakasika ny fiatrehana ny fifidianana izay ho filoham-pirenena Malagasy  dia tsy diso tamin’ny safidiny ry zareo Za’Gasy. Amin’izao fihodinana faharoa  hotanterahina amin’ny 19 desambra izao dia mbola hisafidy ny hanohana ny safidim-bahoaka ny fikambanana Za’Gasy.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT