Politique

Fikambanan’ny Tangalamena eto Madagasikara Handray anjara amin’ny fifidianana Ben’ny tanŕna


  • Alakamisy 05 Febroary 2015

Handray anjara amin’ny fifidianana Ben’ny tanŕna ny Fikambanan’ny Tangalamena eto Madagasikara na ny FTM

. Ankoatra ireo kandidan’izy ireo izay efa vonona dia miantso ireo vonona ny hilatsaka amin’ny anarany izy ireo mba hifanohana aminy. Ny 10 Febroary ho avy izao no handraisan’izy ireo ny antontan-taratasin’ireo izay liana, raha ny fanazavan’ny filoha nasionaliny Ramandimbison Paul. Mikasika ny fampihavanam-pirenena izay hotanterahin’izy ireo indray dia nambarany fa hampiakatra ireo tangalamena sy mpitankazomanga avy any amin’ny faritra eto an-drenivohitra  izy ireo ny 15 Febroary ho avy izao. Raha tsy omen’ny fanjakana ny CCI eny Ivato, hoy hatrany ny filoha nasionaliny dia etsy amin’ny espace Mon gouter Andrefanambohijanahary no hanatanterahan’izy ireo izany izay tsy hihemotra intsony.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT