Politique

Fikambanan’ny Maherifon’ny firenena Mitaky ny hamotsorana tsy misy fepetra ny filoha Marc Ravalomanana


  • Alakamisy 16 Oktobra 2014

Taorian’ny fisamborana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny alatsinainy 13 oktobra teo teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra dia nanao tohivakana ny fanambarana fanoherana ny fihetsika nataon’ireo mpitandro ny filaminana ary fanohanana an’ity filoha teo aloha ity

. Anisan’izany ny fikambanana Meherifon’ny firenena 2009 tarihan’ny filohany, Rasoloarimanana Jean Louis. Voalazan-dry zareo ao anatin’ny fanambarana nataony teny Ampandrana omaly fa melohin-dry zareo tanteraka ny fisamboarana niharo herisetra tsy fampiseho masoandro tamin’ny filoha Marc Ravalomanana izay filoham-pirenena voafidim-bahoaka ara-dalàna ary ara-drariny teto Madagasikara. Mitaky tsy misy fepetra ny famotsorana haingana an’ity filoha ity koa ry zareo ary mangataka ny fianakaviany sy ny dokotera mpitsabo azy mba hanao ny “analyse au fond” sao misy otrikaretina tsy fahita tamin’ny vatany ao anatiny rehefa havotsotry ny fitondrana izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT