Politique

Fihavanam-pirenena Vonona hanolo-tanana ny mpiasam-panjakana ambony


  • Alakamisy 29 Janoary 2015

Naneho fahavononana hiara-kiasa amin’ny fanatanterahana ny fihavanam-pirenena ny fivondronamben’ny sendikan’ny

mpiasam-panjakana ambony, indrindra eo amin’ny lafiny fanorenana ifotony ny firenena izay “efa anananay soso-kevitra”, araka ny fanambarana nataon’izy ireo omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy. Nanao antso amin’ny fitondram-panjakana izy ireo hanomana fihaonana hiaraha-midinika ny fomba hanatanterahana izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT