Politique

FIFIDIANANA KAOMINALY Tsy rotitra amin’ny propangady ny kandida sasany


  • Alakamisy 04 Jona 2015

Taorian’ ny fametrahana ny antontan- taratasy teny amin’ny birao misahana ny fifidianana dia ankoatr’ny kandida ny antoko HVM Mahajanga dia tsy rotitra amin’ny propangady mialohan’ny fotoana ny kandida sasany

 

 . 7 ireo kandida avy amin’ny antoko politika misy ao a-toerana ka saika tsy mbola nahitana soritra halatra propagandy izy ireo na indray mandeha aza. Ny fanajana ny lalàna velona eto Madagasikara no antony mahatonga azy ireo tsy miroso mialohan’ny propangady hoy ny kandida iray izay tafaresaka taminay. Mahazatra io antoko politika ny fitondrana izao io mantsy ny manitsakitsaka ny lalana eto amin’ny tany sy ny firenena. Rariny hoy io kandida io raha ho esorina eo amin’ny toerany ny filoham-pirenena. Ny mpikambana  ao amin’ny antokony aza dia manao tahaka ny zavatra nataony ny amin’ny fanitsakitsana ny lalampanorenena. Tsy midika izany amin’ny fangalarana fotoana amin’ny propangady mialoha io no mety hahalany ireo kandida ny antoko HVM manerana ny nosy. Miandry ny fotoana voatondro hanaovana ny propagandy avokoa ireo kandida sasany ireo ao Mahajanga ka efa vonona ny ankamaroany ny antoko. 

Tolin

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT