Politique

Fifidianana ben’ny tanŕna Matoky ny Cenit ny Tim


  • Zoma 10 Aprily 2015

Vonona ny hiatrika fifidianana ny antoko Tiko i Madagasikara, hoy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Guy Rivo Andrianarisoa.

 

 Matoky izahay ary tokony  hatoky  ny komity mpanara-maso ny fifidianana ny mpilatsaka hofidiana rehetra, raha tsy izany dia tsy hisy fiifidianana handeha eto. Io no nambaran’ity kestoran’ny  Antenimieram-pirenena ity omaly  tetsy amin’ny hotely Carlton. Tamin’io fotoana io no  nanambarany fa tsy manohana antoko ny Tim  saingy miara-miasa kosa amin’ireo antoko hafa efa niara-niasa taminy hatramin’izay.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT