Politique

Fifidianana Ben’ny tanŕna I Hasina no kandidan’ny TIM eny Andoharanofotsy


  • Talata 17 Febroary 2015

Vonona hiatrika fifidianana Ben’ny tanŕna hatao amin’ny 17 jolay 2015 ny Tiako I Madagasikara, Andoharanofotsy. Nampahafantarina ny mpikambana nandritra ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2015 natao ny sabotsy 14 febroary teo,

sady andron’ny mpifankatia, ny kandida hitondra ny fanevan’ny antokon’i Marc Ravalomanana, eny amin’ity Kaominina iray eny Atsimondrano ity, dia i Hasina. Ity farany izay kandida nifaneken’ireo mpikambana fototra avy amin’ireo Fokontany 8 mandrafitra ny Kaominina, izay tonga maro tamin’ity lanonana ity. Kaominina faha-3 amin’ny isan’ny mponina eny Atsimondrano i Andoharanofotsy, ahitana mpifidy manodidina ny 24.000.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT