Politique

FIFIDIANANA AO MAROVOAY Tonga tany an-toerana i Fatma Samoura


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Ny 19 aogositra izao no daty fameranana ny fifidianana solombavambahoaka eto Madagasikara ho an’ireo faritra izay voantondro hamerina izany

Isan’ireo hamerina ny azy ny ao Marovoay distrikan’i Ambato-boeny faritra Boeny. Efa milamina avokoa ny fiatrehana an’io fifidianana haverina io na ara-pitaovana na ny filaminana. Nidina any an-toerana mialoha ireo solontena maharitra ny firenena mikambana tarihan-dRamatoa Fatma Samoura izay hanara-maso ny fizotran’ny fifidianana . Ireo kandida mpifaninana dia voalaza fa efa vonona amin’io fifidiana naverina io. Etsy andanin’izay dia efa nisy ny ezaka nataon’ny faritra Boeny amin’ny fanomezana fiofanana ireo mpikambana ao amin’ ny biraom-pifidianana mba hanamora ny fiatrehan’izy ireo ny asany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT