Politique

Fiarahamonim-pirenena Mizotra any amin’ny fitadiavan-tseza


  • Talata 29 Mey 2018

Namoaka fanambarana izay nanome tsiny mafy ny mpitondra sy ny mpanao politika indray ry zareo avy eo anivon’ny hetsiky ny fiarahamonim-pirenena, Rohy, tetsy amin’ny Cite Ambatonakanga omaly.

Tsy krizy politika raha fintinina ny voalazany, no iainana ankehitriny fa krizy ara-piarahamonina niainga amin’ny fanagejana ireo vahoaka hilona ao anaty fahantrana, hoy izy ireo. Sorona foana ny vahoaka ho an’ny tombontsoan’ny mpanao politika. Vahaolana, hoy izy ireo, ny firosoana amin’ny fifidianana saingy aiza ny fandraisana anjaran’ny fiarahamonim-pirenena ? Manomboka miharihary ho mizotra any amin’ny fitadiavan-tseza ihany koa ireo fiarahamonim-pirenena ary nanomboka nivoitra io ny herinandro teo raha hita ho nanao fanambarana miaraka tamin’ireo nilaza azy ho solontenan’ny olom-pirenena ny sasantsasany tamin’izy ireo.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT