Politique

Fianianana manifika ny maha Kristianina Miandry ny hevitry ny FFKM ny rehetra


  • Alatsinainy 14 Janoary 2019

Ho avy sa tsy ho avy eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy eo anivon’ny fiombonan’ny fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM ?

 

 

 Fanontaniana mipetraka io manoloana ny fanambaran’ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC fa tsy hisy fotoam-pivavahana ary tsy hisy fampiasana baiboly mandritry ny fianianan’ny filoham-pirenena amin’ny sabotsy izao. Andrasana ihany koa ny hevitry ny FFKM mikasika ny fahitany izay fianianana tsy hisy maha Kristianina ho tazana izay mihitsy. Hankasitraka ve ny FFKM sa hitsipaka sa tahaka ny ahoana ny fanambarana mety hataony ?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT