Politique

Fianakaviamben’ny antoko TIM boriborintany faha-6 Nanatanteraka didimpoitra faobe ho an’ireo sahirana


  • Alakamisy 02 Aogositra 2018

Nanatanteraka didimpoitra faobe teny amin'ny kianja filalaovana basiketin’ny boriborintany faha-6, Anosisoa Ambohimanarina, ny 28 jolay 2018 teo,

  ho fanampiana ireo sahirana tsy afaka manatanteraka an’izany ny fianakaviamben’ny antoko Tiako i Madagasikara ao amin’ny boriborintany faha-6 notarihan’ny depiote avy amin’ny TIM, Rasoanoromalala Marie Horace sy ireo mpiara-miasa aminy, ny Biraon'ny DISTIM TANA VI, ny Jeune Femme TIM 6e, ny FokoTIM 6e, ny ATS, ny Mpanolotsain’ny tanàna TIM Ambohimanarina, ny Delegue sy Adjoints  amin'ny Boriborintany faha-6, ary ireo Tanora TIM Paramed sy ny dokotera niaraka tamin’ny tarika IZY MIANAKA sy Ain'Steven izay zanak'i Tiako i Madagasikara ao Ambohimanarina, Nanodidina ny 25 ireo  zazalahy kely noforaina sady nizaran’ny depiote Horace  kilalao ihany koa. Dia nilanona tokoa ny rehetra teo am-panatontosana  adidy.

Ntsosavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT