Politique

Fianakaviambe iraisampirenena Hihetsika rehefa olona tsy tiany no lany eo, hoy i Julien Radanoara


  • Talata 08 Janoary 2019

Ny fifidianana aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana dia misy tsy fahatomombanana foana, indrindra aty afrika, kanefa rehefa milamindamina ny zava-drehetra dia avoakany foana ny valim-pifidianana, hoy i Julien Radanoara, mpampianatra sady mpandalina politika.

 

 

 Raha tombontsoan’ny fianakaviambe iraisampirenena no lany eo dia avelany. Tsy mihetsika izy raha voaaro ny tombontsoany. Rehefa olona tsy tiany no lany eo dia na hosoka kely tsy misy dikany aza dia mihetsika izy. Tany Côte d’Ivoire izao dia i Gbagbo no nolanian’ny CENI fa i Ouatara no nolanian’ny HCC. Raha tsy hoe misy zava-mitranga goavana be angaha eto amin’ny firenena. “fonction juridictionnelle”, izany hoe mpamoaka sy mpampihatra lalàna ihany no tokony ho fahefan’ny HCC. Ankehitriny dia efa lasa miampy “fonction contentieux”, izany hoe,  politika na mandamina raharaha tsy hisian’ny korontana ilay HCC. Lasa hita maneran-tany mihitsy io. Miankina aminy, araka izany, na sary tany Kenia na tany Côte d’Ivoire na hafa no havoakan’ny HCC.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT