Politique

Fanorenana ifotony Samy manana ny famaritany azy


  • Alakamisy 09 Aogositra 2018

Tsy mazava hatreto ny famaritana tokana iombonan’ireo mpanao politika mpivoy ny fanorenana ifotony.

Samy manana ny hiheverany azy raha nanontaniana ny mpikambana vitsivitsy ao anatin’ilay Hetsika fanorenana ifotony sy mpanohana ilay hetsi-bahoaka ho an’ny fanovana sy ny fanorenana ifotony mitohy etsy amin’ny Parvis Analakely ankehitriny. Ho an’ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka Miray, Gaby Vakiniadiana dia miainga amin’ny ezaka fanovana lalàmpanorenana ka na fomba ahoana na ahoana ahatongavana aminy tsy olana. Na teteza-miampita na hafa dia mety foana. Ny sekretera nasionalin’ny antoko PSD, Bezaza Eliana kosa dia nilaza fa iombonany amin’ny HFI ny hoe ilaina ny fitsinjarana ny harena hatrany ifotony fa tsy iombonako amin’izy ireo kosa ny hoe hajanona ny fifidianana satria malemy mihoatra amin’ny fahavalon’ny fanorenana ifotony ny HFI, hoy izy.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT