Politique

Fanomanana fifidianana Nijery ifotony ny Distrikan`i Fandriana ny praiminisitra


  • Zoma 28 Septambra 2018

Nitsidika ny faritra Amoron’i Mania omaly, ny delegasiona notarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian mba hijery ireo pitsopitsony amin’ny fanomanana ny fifidianana, indrindra tao amin’ny fokontany sy biraon’ny Ceni tao Ialasora,

 

 

 

 Distrikan’i Fandriana. Raha ny ezaka efa vita no jerena dia efa tonga eny anivon’ireo fokontany avokoa ny lisi-pifidianana ary efa mandray ny andraikitra tandrify azy ny CENI mba hivoahan’ny kara-pifidianana ara-potoana. Mba hisian’ny mangarahara ka hananan’ny rehetra fitokisana amin’ny fifidianana dia nanentana ny olom-pirenena tsy an-kanavaka ny praiminisitra Ntsay mba hijery sy hanamarina ny anarany ao anatin’ny lisi-pifidianana satria zon’ny tsirairay ny mifidy. Nampahatsiahivin’ny praiminisitra ny tokony handraisan’ny rehetra andraikitra mandrakariva amin’ny fanadiovana, mba hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina samihafa.

 

Marigny A.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT