Politique

Fanampian’ny mpamatsy vola Antsasaky ny nangatahana no mety ho azon’i Madagasikara


  • Sabotsy 10 Oktobra 2015

Mivavaka mafy ny mpitondra malagasy ny mba ho fanapahan-kevitra tsara ho an’i Madagasikara no hivoaka mandritra ny Fivoriambe isan-taona fanaon’ireo mpamatsy vola mahazatra, dia ny Banky Iraisam-pirenena sy ny Tahirimbola Iraisam-pirenena, tanterahina any Lima Pérou ny 9 ka tramin’ny 11 oktobra 2015.

 Raha ny loharanom-baovao dia mangataka fanohanana ara-bola hatrany amin’ny 100 tapitrisa dolara ny fanjakana malagasy ho an’ny tetibola 2016 saingy zara raha hahazo ny antsasak’izay. Any amin’ny fiandohan’ny volana desambra 2015 any no ho fantatra izay mba ho anjaran’i Madagasikara amin’io fihaonambe io, vola trosaina mazava loatra.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT