Politique

Fahatsiarovana ny 7 febroary Tsy nahasarika olona intsony


  • Alatsinainy 09 Febroary 2015

Tsy dia nahasarika olona firy intsony ny fahatsiarovana ny 7 febroary tamin’ity taona ity. Na ny hetsika natao teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina na ny fehezam-boninkazo teny Antaninarenina dia hita fa vitsy olona,

  ireo solombavambahoaka Mapar notarihan’i Christine Razanamahasoa sy ny ekipany ary mpanao politika no nameno ny olona niakatra teny Antaninarenina ny sabotsy lasa teo. Nanamaloka ity hetsika ity koa ny fizaran’ny fikambanana AV7 roa noho ny fomba fijery tsy mitovy intsony sy ny tsy nanatrehan’i Andry Rajoelina ny hetsika, izy anefa no mpitarika tamin’ny 2009 ary nanome toky fa hoe ho eo anilan’ireo niharamboina foana.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT