Nandritra ny taona maromaro izay dia nitombo tsikelikely ny isan'ny vehivavy nirotsaka ho kandidŕ hanao ny asan’ny olom-boafidy any Etazonia ary nanana antoka ny amin’izany izy ireo. Arakaraka ny maha matihanina ny vehivavy no ananany laza eo amin’ny asa maha olom-boafidy azy na eo an-toerana na eo anivon’ny asam-panjakana na
Nandritra ny taona maromaro izay dia nitombo tsikelikely ny isan'ny vehivavy nirotsaka ho kandidà hanao ny asan’ny olom-boafidy any Etazonia ary nanana antoka ny amin’izany izy ireo. Arakaraka ny maha matihanina ny vehivavy no ananany laza eo amin’ny asa maha olom-boafidy azy na eo an-toerana na eo anivon’ny asam-panjakana na eo amin’ny sehatra nasionaly. Na dia tsy mbola misy vehivavy manao fanambarana ny firotsahana hofidiana filoham-pirenena amin'ny 2016 aza dia efa mamoaka anarana maro ho amin’izany sahady ireo manampahaizana, ka anisan'izany ireo Loholona sy ireo mpikambana teo aloha tao amin'ny fitondram-panjakana. Atoa Skelley dia misaintsaina izay vehivavy tendrena ho kandidàn’ny antokony amin’ny fampielezan-kevitra ho filoham-pirenena amin'ny 2016. Noho izany dia mety ho ady mangotraka tsy toy izay nitranga tamin’ny fifidianana izay naha voatsindrona mafy an’i Mondale / Ferraro tamin’ny fahareseny manoloana an’i Ronald Reagan tamin’ny 1984 ity fifidianana manaraka atao any Etazonia ity. |
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.