Politique

Distrikan’Andramasina Nosomparana fa maka an’i Dada ihany


  • Zoma 19 Oktobra 2018

Tafiditra tsara ao anatin’ny fampielezankevitra amin’izao fotoana ny Distim Andramasina, hoy ny filohany, Herinjato Rabetokotany.

 

Nahavory olona marobe tao amin’ity distrika ity ry zareo ny talata teo, raha ny nambarany ary na dia nisy kandida iray faran’izay manam-bola namafy katrana izany aza teo alohan’ny fahatongavan’ny ekipan’ny mpanohana ny kandida laharana faha-25, izany hoe Marc Ravalomanana, tamin’io fotoana io dia naleon’ireo vahoaka nanatona izay ekipan’i Dada izay. Efa fandresena sahady izany ho anay, hoy ny tenany satria mahalala ny lalan-kizorany ny distrikan’Andramasina na dia eo aza ny fisomparana marolafy mihatra amin’i Dada. Anisany ny fanakonan’ity kandida mpamafy vola ity ny peta-drindrin’ny antoko Tim amin’ny azy ireo, hoy hatrany izy. Misy efa miezaka mividy ny vaton’ireo vahoaka mihitsy saingy efa zanak’i Dada hatramin’ny ela Andramasina.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT