Politique

Depiote sy TIM aryKMMR Boriborintany faha-6 Miara-mientana amin’ny fampandaniana ny kandida n° 25


  • Zoma 19 Oktobra 2018

Ankoatra ny fitetezana tokantrano na ilay « porte à porte » natao ho fampandaniana ny n°25 Marc Ravalomanana tao amin’ny fokontany Antanety Sud sy

Ambohimanandray ary Antsararay sy Ambohimitsinjo izay notarihin'ny filohan’ny  DISTIM VI, Gabriel Rafiliberasoa, dia nisy ny opération fametrahana afisy niaraka tamin'ny fanentanana mivezivezy nitety ireo fokontany 31 ao amin’ny Boriborintany faha-6 ao Ambohimanarina niarahana tamin’ny  Depiote Rasoanoromalala Marie Horace sy ny Com KMMR, Randriamampianina Tahinjanahary teny an-toerana omaly alakamisy 18 oktobra 2018. Vao naheno ny hira faneva fampandaniana ny kandida Marc Ravalomanana ny olona nandalovana dia raikitra nikopakopa tanana sy nandihy ihany koa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT