Politique

Depiote Jocelyne Rahelihanta “Ny kolikoly no fototry ny ratsy rehetra.”


  • Alatsinainy 14 Janoary 2019

Nitaky foana ny tsy hisian’ny kolikoly intsony izahay, hoy ny depiote Jocelyne Rahelihanta.

 

 

Toy izany koa ny tsy fandriampahalemana sy ny mba hihenan’izao vidim-piainana midangana dia midangana izao. Mankasitraka ny vahoaka Malagasy nanefa ny adidiny. Miandry ny fiovan’ny fiainam-bahoaka izahay amin’ny maha depiote anay mba hihena ny asan-dahalo, ny fakana an-keriny, tsy fandriampahalemana, indrindra, ny kolikoly satria io no fototry ny ratsy rehetra. Ny fitsaram-bahoaka dia tsy tokony hisy intsony satria midika fa misy sokajina tompon’andraikitra tsy mandray andraikitra mahatonga ny toe-javatra toy ireny. Be dia be ny velirano nataon’ny filoham-pirenena vaovao ka miandry azy ny Malagasy rehetra, hoy hatrany ny depiote Jocelyne Maxime Rahelihanta, izay solombavambahoaka voafidy tao an-tampon-tanànan’Antsiranana I.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT