Politique

CRN Mahajanga « Tsy tokony hanan-kery ny valim-pifidianana teo ! »


  • Talata 08 Janoary 2019

Marihiko, hoy ny filohan’ny komitin’ny fampihavanam-pirenena ao Mahajanga, Philémon, fa ny CRN dia tsy miandany amina kandida ho filoham-pirenena.

 

 

 Mba tsy hisian’ny korontana anefa dia miangavy ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana tsy hampanankery ny valim-pifidianana farany teo. Antony dia satria tsy nisy laharana na “numero de série” ireo bileta tokana. Araka ny lalàna dia tsy tokony hanan-kery izany. Izany hoe tsy tokony hanan-kery koa ny fifidianana natao taminy, hoy hatrany ny CRN Mahajanga

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT