Politique

CEI Hatsangana haingana hifidianana ireo loholona


  • Alarobia 02 Septambra 2015

Manaratsy endrika ny fifandimbiasam-pahefana demokratika ny fanilikilihana ny fandraisana anjaran’ireo sehatra rehetra eto amin’ny firenena hanolotra soso-kevitra amin’ny fananganana ny Vaomieram-pifidianana mahaleotena, hoy ny minisitry ny Atitany sy Fitsinjaram-pahefana Mahafaly Solonandrasana Olivier

. Tanjona lehibe ny faneken’ny rehetra ny fanapahan-kevitra tsy maintsy horaisina hisorohana indray ny mety hisian’ny krizy vaovao eto amin’ny firenena, hoy ny fanampim-panazavany.

28 desambra 2015

Tsy mbola fantatra mazava aloha hatreto ny ho tohin’ny hetsika taorian’ny fanangonan-kevitra avy amin’ireo fikambanana samihafa mandrafitra ny firaisamonim-pirenena sy ireo antoko politika mijoro ara-dalàna eto Madagasikara. Ao anatin’ny fandaharam-potoana ny mbola hanohy ny fakan-kevitra avy amin’ireo hery velona misy eto amin’ny firenena saingy tsy afaka mivalampatra loatra noho ny fahateren’ny fotoana amin’ny fananganana ny CEI na vaomiera mahaleotena mikarakara ny fifidianana, hoy ny fanamarihana avy amin’ity tompon’andraiki-panjakana ity. Io rafitra vaovao io mantsy no hisahana ny fikarakarana ny fifidianana ireo mpikambana handrafitra ny Antenimierandoholona izay hotontosaina ny 28 desambra 2015 raha ny ketriky ny avy eo anivon’ny fahefana mpanatanteraka eritreretina haroso eny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana.

Ramano F.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT