Politique

Berija sy ny SOLUMA Hanangana antoko politika


  • Alakamisy 09 Aogositra 2018

Tsy hafa akory fa ny fivondronan’ireo mpianatra mpikaroka eto Madagasikara na ny SOLUMA ihany no heritreretina havadika antoko politika izay kasaina hanohana kandida ho filoham-pirenena avy hatrany ato ho ato, raha ny fanazavan’ny filohamboninahitr’ity fivondronana ity, Berija Ravelomanantsoa.

 Efa nisy ny fankan-kevitr’ireo mpikambana tany Fianarantsoa mikasika izay, hoy izy, ary amin’io herinandro io koa no kasaina hatao ny eto Antananarivo. Ireo faritra 4 ambiny ihany koa dia efa nisy tompon’andraikitra nampandraketana izany avy. Tsy ireo oniversite ihany akory no hakana hevitra momba izay sy hiheverana izay ho vinan’asan’ny antoko sahady fa hoaisina mpikambana ihany koa na tanora na raiamandreny.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT