Politique

Antsohihy Mbola tanŕna milamina


  • Alarobia 03 Jona 2015

Ao anatian’ny iray volan’ny fampidiran-ketra tanteraka ny ao Antsohihy ambonivohitra amin’izao fotoana, nanomboka ny 15 mey ka hifarana amin’ny 15 jona izy ity ; hetsika natao indrindra hanatsarana ny fandoavan-ketra.43% ka hatramin’ny 47%

 

ny tahan’ny fampidiran-ketra any an-toerana araka ny nambaran’ny ben’ny tanàna Atoa Rakotandravony Victor Mikhet, izy izay mbola kandida mahaleotena amin’ny fifidianana ben’ny tanàna ho tanterahana amin’ny 31 jolay ho avy izao.Mitohy ny asa fampandrosoana, milamina raha ny tanànan’Antsohihy na amin’ny andro mazava izany na amin’ny alina fa tsy tahaka ny tanàn-dehibe sasany ahitana mpanendaka sy mpanolana.Tsy mbola misy any an-toerana ihany koa ny halatra be vava sy ny vaky trano.Mifanome tanana amin’ny fitandroana ny filaminana moa ny zandary, ny polisim-pirenena, ny polisy monisipaly ary ny andrimasom-pokonolona.

RTT


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT