Politique

Antoko UDECMA « Nanimba anay Rajoelina ! »


  • Talata 11 Septambra 2018

Ny kandida natolotry ny antoko politika UDECMA, Norbert Andriamorasata no vahinin’ny fandaharana Mangarahara, handraisan’ny onjampeo Top Radio, raisina eo amin’ny maridrefy 102.8, ireo kandida ho filoham-pirenena isaky ny amin’ny 1 ora tolakandro, omaly.

 

 Toy ny mahazatra dia nanontaniana azy avokoa ny tsara ho fantatra rehetra amin’ny maha mangarahara ny fandaharana. Saika miompana amin’ny lafiny fanabeazana sy toekarena ny vinan’ity kandida laharana faha 28 ity raha aravona. Tanjony ny hanova ny rafi-pampianarana mba tsy hijanona amin’izao rafitra napetraka tamin’ny andron’i Gallieni izao intsony. Mila jerena manokana ireo tantsaha, ny 65%-n’ireo mpikambana ao aminy dia saika mpamboly avokoa. Noho izany dia mahafantatra tsara io lafiny io izy. Fanontaniana avy amin’ny mpanaraka ny fandaharana moa ny hoe ndrao dia mpikarama an’ady hanaparitaka vatona kandida iray ny kandidan’ny UDECMA/KMDP, ary hanohana ny kandida Rajoelina amin’ny fihodinana faharoa ? Anisan’ny nanimba anay ny filohan’ny tetezamita teo aloha ary azonao angamba ny tiako hotenenina, hoy izy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT