Politique

Antoko HVM “Zéro” ny naotiny any Antsirabe


  • Alatsinainy 13 Aprily 2015

Efa mandeha sahady ny resaka ao Antsirabe sy ny manodidina fa dia tsy hahazo vato any ny antoko HVM amin’ny fifidianana ben’ny tanŕna, taorian’ny antsojay nataon’ny fitondram-panjakana tamin’Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy lasa teo.

 Ka nanakanana azy tsy hiresaka sy tsy handray olona, eny fa na dia tao amin’ny faritry ny orinasa noforoniny aza. Iaraha-mahalala fa raha misy ny tena zanak’i Dada dia lohalaharana amin’izany Antsirabe ary tena saropiaro tokoa ny amin’ny soa vitan’ity filoha teo aloha ity sy ny fianakaviany tany amin’iny faritra iny.diso paikady politika tanteraka arak’izany ny fitondrana HVM raha manakantsakana ity filoha teo aloha ity satria sady miha sosotra amin’ny amin’ilay fitondrana ihany ny olona no mitombo isan’andro ny lazan’i Marc Ravalomanana

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT