Politique

Antenimieram-pirenena Hifanatri-tava ny depiote sy ny minisitra


  • Alakamisy 13 Novambra 2014

Hisongadina ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ireo solombavambahoaka nanomboka ny alatsinainy 10 novambra ka hatramin’ny talata 2 desambra ho avy izao, ao anatin’ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny taona 2014 hatrehan’izy ireo ankehitriny

, ny fifanatrehana mivantana eo amin’ireo depiote sy ireo minisitra hotarihan’ny lehiben’ny governemanta ny andron’ny talata 18 novambra izao,  ka hametrahan’irery voalohany fanontaniana mivantana ary hanomezan’ny ankilany avy hatrany koa valin-teny  ho azy ireo. Omaly alarobia aloha dia ny tale jeneralin’ny  Bianco no nisedra ny fanontaniana somary mavaivay ihany tamin’ireo depiote raha nitondra fanazavana misimisy kokoa ny amin’ny resaka kolikoly sy fanaovana fanambaram-pananana ho an’ireo solombavambahoaka izay voadidin’ny lalana fototra ny fanaovana azy. Nilaza ny efa manao fanadihadiana ny amin’ny fizarana vola nalaza teny Tsimbazaza hoe hampitsaharana ny fitsipaham-pitokisana ry zareo Bianco ankehitriny

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT