Politique

Antenimieram-pirenena Hazakazaka arahin-tosika ny fandaniana lalŕna


  • Alarobia 13 Aogositra 2014

Tsy nidilatra tamin’ny mahazatra fa nolanian’ireo solombavambahoaka tao anatin’ny fivoriana nitambarambe indray omaly tolakandro ny volavolam-pandaharam-potoanan’ny fivoriana tsy ara-potoana atrehan’izy ireo nanomboka ny alatsinainy 11 aogositra ka hatramin’ny zoma 22 aogositra 2014

Tena hazakazaka arahin-tosika ny fandaniana lalàna ka avy hatrany dia vavany ny asa. Ny volavolan-dalàna fehizoro lah.017/2014 mikasika ny manodidina ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana sy ny fitantanana azy manokana no hodinihana ao anaty kaomisiona telo dia ny atitany sy fitsinjaram-pahefana, fitantanam-bola sy tetibolam-panjakana ary ny kaomision’ny lalàna anio tontolo andro. Rahampitso alakamisy 14 aogositra dia efa hoentina sahady eo anivon’ny fivoriana hitambarambe izany hiadian-kevitra sy holaniana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT