Politique

Andry Rajoelina Hotsenaina makotroka ?


  • Alarobia 07 Janoary 2015

Mahoraka indray izao fa misy fanangonan’olona sy fizaram-bola eny ambany tanàna eny hatramin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Ny resaka dia ho avy maro, hitsena makotroka an’i Andry Rajoelina amin’ny fiverenany eto Madagasikara

Nanao fety faran’ny taona sy fitsenana ny taona vaovao niaraka tamin’ny fianakaviany, tany an-dafy ity filohan’ny tetezamita teo aloha ity. Anisan’ireo nasaina amin’ny lanonana eny Iavoloha amin’ny zoma izao izy saingy raha ny resak’ireo akaiky azy dia tsy ho avy amina “lanonana feno fihatsarambelatsihy” izy, fa kosa hamonjy ny fotoana faharoa tarihin’ny FFKM hampihaonana ireo filoham-panjakana dimy eny amin’ny CCI Ivato amin’ny 13 janoary izao, ka izay no voalaza fa isian’ny fiomankomanan’ireo mpiaradia aminy hitaona olona hitsena azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT