Politique

Andriamanganoro Georges Kandidan’ny TIM ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy


  • Talata 05 Mey 2015

Lanonana roa sosona no indray notanterahina teny amin’ny kaominina ambanivohitra ankadikely Ilafy ny alahady lasa teo. Voalohany, ny fanokanana ny foiben-toeran’izy ireo vaovao, faharoa izay tena lehibe indrindra dia ny fanambarana ofisialy nataon’ny solontenan’ny antoko Tiako i Madagasikara ao Avaradrano Andriamatoa Ranovona sy ny

 

filohan’ny fikambanana TIM ao avaradrano Atoa Gil Razafintsalama, izay manolotra an’Andriamanganoro Georges ho kandida ben’ny tanàna ao amin’ity kaominina ity. Nasehon’ity kandida ity  ampahibemaso nandritra izany ny taratasy fanendrena azy ho kandidan’ny antoko, izay nosoniavin’ny filoha mpanorina, Marc Ravalomanana. Fotoam-pivavahana  lehibe no nanokafana ny fotoana izay nahavory olona marobe tokoa.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT