Politique

agro Behoririka Taom-baovao niaraka tamin’ny CT sy CST fahiny


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Tsy Ct sy Cst izahay raha tsy teo ianareo vahoaka, hoy ireo mpikambana Ct sy Cst taloha avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo,

M

  ka ankehitriny na dia tsy eo amin’izany toerana izany intsony  aza izahay dia mahatsiaro manokana anareo vahoaka. Ka amin’izao fahatongavan’ny taona vaovao izao, satria efa voarainay ny ambin’ny karama telo volana farany niadianay fo mafy dia izao manolotra vary 37 gony eto amin’ny Magro izao izahay hozaraina amin’ny mpitolona tsy an-kanavaka sy izay tonga eto.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT