Politique

1 mey andron’ny mpiasa Hihetsika eny Mahamasina ny CTM


  • Alakamisy 30 Aprily 2015

Eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina no hanatanterahana ny fihetsiketsehan’ireo sedinkan’ny mpiasa mivondrona ao amin’ny CTM amin’ny fetin’ny asa ny 1 mey izao, hoy ny sekretera jeneralin’ny Fisemare, Rtoa Lalao Rasoamananoro.

 

Hisy famelabelarana hatao toy ny mahazatra ka hovoizana ny lohahevitra « ny fanandevozana amin’ny endriny maoderina ». Ny filaharana ety ivelany kosa dia miankina amin’ny fahazoan-dalana nangatahana no mety hanatanterahana na tsia azy. Nasian-dRtoa SG manokana koa ny resaka olan-tany eo amin’ny toerana misy ny foiben’ny Fisemare ankehitriny ka nilazany fa raha efa mba nilamindamina kely izy io teo aloha teo dia voakitika indray tamin’ity herinandro ity. Ny kaominina dia milaza fa azy ireo aloha hatreto ny tany misy an’io foibe io.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT