Loisirs

Lolo sy ny tariny Hanolo-tanana ireo traboina


  • Talata 07 Aprily 2015

Hanao fampisehoana etsy amin’ny Café de la Gare Soarano ry Lolo sy ny tariny amin’ny zoma 24 aprily ho avy izao.

 

 Hatokana manontolo hanampiana ireo traboina, hikarakarana ny fanabeazana sy ny fahasalaman’izy ireo ny vola azo, hoy i Lôlô na Rakotomanga Angelo, lehiben’ny tarika. Hiara-kiasa amin’ny tarika ny fikambanana mpanao asa soa Lions Club. Hitohy eny amin’ny Label Village Arivonimamo ny hetsika amin’ny alahady 26 aprily.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT